FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Deoteronomia 10:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:1
  • +De 10:3

Deoteronomia 10:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:4

Deoteronomia 10:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 32:15; 34:28
  • +Ek 20:1; De 4:13
  • +De 4:36; 5:4
  • +Ek 19:17; De 5:22

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 10:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:29
  • +De 10:2

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/1/2006, p. 31

  • Fanondroana Boky

    w06 15/1 31

Deoteronomia 10:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 33:31
  • +No 20:23, 24; 33:38
  • +No 20:28

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

Deoteronomia 10:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 33:33

Deoteronomia 10:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 1:50; 3:6; 8:14; 16:9
  • +No 3:31; 4:15; 1Ta 15:15
  • +De 18:5; 2Ta 29:11
  • +No 6:23; De 21:5; 2Ta 30:27

Deoteronomia 10:9

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 18:24; 26:62; De 18:1
  • +No 18:20

Deoteronomia 10:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 24:18; 34:28
  • +Ek 32:14
  • +Ezk 33:11

Deoteronomia 10:11

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 15:18

Deoteronomia 10:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mi 6:8
  • +De 5:29; 6:13; Sl 34:9; Oh 8:13
  • +De 5:33; Js 22:5; Ezk 11:20
  • +De 30:16
  • +De 6:5; 11:13; Lk 10:27

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 25

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/10/2009, p. 10

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 25; w09 1/10 10

Deoteronomia 10:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 24:7
  • +De 6:24

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/10/2009, p. 10

  • Fanondroana Boky

    w09 1/10 10

Deoteronomia 10:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 89:11; 115:16; Is 66:1
  • +1Ta 29:11; Sl 24:1; 1Ko 10:26

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Deoteronomia 10:15

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 4:37; Sl 105:6

Deoteronomia 10:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 30:6; Je 4:4; Ro 2:29; Fi 3:3; Kl 2:11
  • +Ek 34:9; De 9:6; 31:27

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/6/2007, p. 13

  • Fanondroana Boky

    w07 1/6 13

Deoteronomia 10:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 18:11; 2Ta 2:5; Sl 97:9
  • +Sl 136:3
  • +De 7:21; Ne 1:5; 9:32
  • +Jb 34:19; As 10:34; Ro 2:11; Ef 6:9
  • +2Ta 19:7

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 125

    Manatòna An’i Jehovah, p. 114

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/1/1987, p. 30

  • Fanondroana Boky

    ijwbq lahatsoratra 125; cl 114

Deoteronomia 10:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 68:5; 146:9; Jk 1:27
  • +Le 19:10; De 24:14

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Manatòna An’i Jehovah, p. 113-114

  • Fanondroana Boky

    cl 113-114

Deoteronomia 10:19

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Le 19:34
  • +Ek 22:21

Deoteronomia 10:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 6:13
  • +Lk 4:8
  • +De 13:4
  • +De 6:13

Deoteronomia 10:21

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 15:2; Sl 105:45; Ap 19:6
  • +2Sa 7:23

Deoteronomia 10:22

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Heb.: nefesh. Jereo F.F. 3A.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ge 46:27; Ek 1:5; As 7:14
  • +Ge 15:5; De 1:10; Ne 9:23

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

Deot. 10:1Ek 34:1
Deot. 10:1De 10:3
Deot. 10:3Ek 34:4
Deot. 10:4Ek 32:15; 34:28
Deot. 10:4Ek 20:1; De 4:13
Deot. 10:4De 4:36; 5:4
Deot. 10:4Ek 19:17; De 5:22
Deot. 10:5Ek 34:29
Deot. 10:5De 10:2
Deot. 10:6No 33:31
Deot. 10:6No 20:23, 24; 33:38
Deot. 10:6No 20:28
Deot. 10:7No 33:33
Deot. 10:8No 1:50; 3:6; 8:14; 16:9
Deot. 10:8No 3:31; 4:15; 1Ta 15:15
Deot. 10:8De 18:5; 2Ta 29:11
Deot. 10:8No 6:23; De 21:5; 2Ta 30:27
Deot. 10:9No 18:24; 26:62; De 18:1
Deot. 10:9No 18:20
Deot. 10:10Ek 24:18; 34:28
Deot. 10:10Ek 32:14
Deot. 10:10Ezk 33:11
Deot. 10:11Ge 15:18
Deot. 10:12Mi 6:8
Deot. 10:12De 5:29; 6:13; Sl 34:9; Oh 8:13
Deot. 10:12De 5:33; Js 22:5; Ezk 11:20
Deot. 10:12De 30:16
Deot. 10:12De 6:5; 11:13; Lk 10:27
Deot. 10:13Ek 24:7
Deot. 10:13De 6:24
Deot. 10:14Sl 89:11; 115:16; Is 66:1
Deot. 10:141Ta 29:11; Sl 24:1; 1Ko 10:26
Deot. 10:15De 4:37; Sl 105:6
Deot. 10:16De 30:6; Je 4:4; Ro 2:29; Fi 3:3; Kl 2:11
Deot. 10:16Ek 34:9; De 9:6; 31:27
Deot. 10:17Ek 18:11; 2Ta 2:5; Sl 97:9
Deot. 10:17Sl 136:3
Deot. 10:17De 7:21; Ne 1:5; 9:32
Deot. 10:17Jb 34:19; As 10:34; Ro 2:11; Ef 6:9
Deot. 10:172Ta 19:7
Deot. 10:18Sl 68:5; 146:9; Jk 1:27
Deot. 10:18Le 19:10; De 24:14
Deot. 10:19Le 19:34
Deot. 10:19Ek 22:21
Deot. 10:20De 6:13
Deot. 10:20Lk 4:8
Deot. 10:20De 13:4
Deot. 10:20De 6:13
Deot. 10:21Ek 15:2; Sl 105:45; Ap 19:6
Deot. 10:212Sa 7:23
Deot. 10:22Ge 46:27; Ek 1:5; As 7:14
Deot. 10:22Ge 15:5; De 1:10; Ne 9:23
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (nwt)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Deoteronomia 10:1-22

Deoteronomia

10 “Tamin’izay fotoana izay no nilazan’i Jehovah tamiko hoe: ‘Manamboara takela-bato roa mitovy amin’ireo voalohany+ ka miakara atỳ amiko, atỳ an-tendrombohitra. Manaova koa vata hazo+ iray. 2 Dia hosoratako eo amin’ireo takela-bato ny teny teo amin’ireo takela-bato voalohany izay novakivakinao. Ary ataovy ao anatin’ilay vata ireo.’ 3 Koa nanao vata tamin’ny hazo akasia aho, ary nanamboatra takela-bato roa nitovy tamin’ireo voalohany.+ Dia niakatra tao an-tendrombohitra aho, ary teny an-tanako ny takela-bato roa. 4 Ary nosoratany teo amin’ireo ilay soratra tamin’ny voalohany,+ dia ny Teny Folo+ nolazain’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo,+ tao an-tendrombohitra, tamin’ny andro namoriana ny fiangonana.+ Dia nomen’i Jehovah ahy ireo takela-bato, 5 ary nihodina aho ka nidina avy tany an-tendrombohitra.+ Napetrako tao anatin’ilay vata nataoko ireo takela-bato mba ho ao foana, araka izay nandidian’i Jehovah ahy.+

6 “Dia niala tany Berota Bene-jakana+ ny zanak’Israely mba ho any Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ Ary i Eleazara zanany no nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+ 7 Dia niala tao izy ireo ka nankany Godgoda, ary avy tao dia nankany Jotbata,+ izay be lohasaha falehan-driaka misy rano.

8 “Tamin’izay fotoana izay no nanokanan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah, sy mba hitsangana eo anatrehan’i Jehovah hanompo azy,+ ary mba hitso-drano amin’ny anarany mandraka androany.+ 9 Noho izany, dia tsy manana anjara na lova+ miaraka amin’ny rahalahiny i Levy, fa i Jehovah no lovany, araka izay nolazain’i Jehovah Andriamanitrao taminy.+ 10 Ary nijanona tao an-tendrombohitra efapolo andro sy efapolo alina+ toy ilay tamin’ny voalohany aho. Nihaino ahy koa i Jehovah tamin’izay.+ Tsy te handringana anao i Jehovah.+ 11 Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana hialoha lalana ny olona mba hitarika azy hiditra ao amin’ilay tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy, ka hakany izany ho fananany.’+

12 “Ary ankehitriny, ry Israely ô, inona moa no angatahin’i Jehovah Andriamanitrao aminao?+ Tsy izao ihany ve: Ny hatahoranao+ an’i Jehovah Andriamanitrao mba handehananao amin’ny lalany rehetra+ sy hitiavanao azy+ sy hanompoanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+ 13 ary ny hitandremanao ny didin’i Jehovah sy ny lalàny+ izay andidiako anao anio, mba hahasoa anao?+ 14 An’i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra,+ eny fa na dia ny lanitry ny lanitra sy ny tany+ mbamin’izay rehetra eo aminy aza. 15 Ny razanao ihany anefa no niraiketan’ny fon’i Jehovah ka notiaviny. Koa nofidiny teo amin’ny firenena rehetra ny taranany,+ izany hoe ianareo, toy ny amin’izao andro izao. 16 Koa forao ny fonareo,+ ary aza manamafy hatoka intsony.+ 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+ 18 fa manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena,+ sady tia ny mpivahiny+ ka manome azy hanina sy lamba fitafy. 19 Ary tiavo koa ny mpivahiny,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+

20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ 21 Izy Ilay tokony hoderainao,+ ary izy no Andriamanitrao, izay nanao ireo zavatra lehibe sy mampahatahotra ireo ho anao, dia izay hitan’ny masonao.+ 22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara