Genesisy 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nalain’Andriamanitra foana ny biby fiompin-drainareo ka nomeny ahy.+ Genesisy 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanjary nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy aho.+ Ary te hampilaza amin’ny tompoko aho, mba hahazoako sitraka aminao.”’”+
5 Dia nanjary nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy aho.+ Ary te hampilaza amin’ny tompoko aho, mba hahazoako sitraka aminao.”’”+