Genesisy 30:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary niteraka zazavavy izy taorian’izany, ka nataony hoe Dina+ ny anarany. Genesisy 46:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.
15 Ireo no zanakalahin’i Lea+ naterany tamin’i Jakoba tany Padana-arama, niampy an’i Dina+ zanany vavy. Telo amby telopolo ny zanany lahy sy ny zanany vavy rehetra.