Genesisy 42:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary ento atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba hahafantarako fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hividy sakafo atỳ ianareo.’”+ Lioka 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ary niverina izy, tatỳ aoriana, rehefa avy nandray fahefana hanjaka. Dia nampanantsoiny ireo mpanompo nomeny farantsa volafotsy, mba hahitany izay tombony azon’ireo tamin’ny raharaham-barotra.+
34 Ary ento atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba hahafantarako fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hividy sakafo atỳ ianareo.’”+
15 “Ary niverina izy, tatỳ aoriana, rehefa avy nandray fahefana hanjaka. Dia nampanantsoiny ireo mpanompo nomeny farantsa volafotsy, mba hahitany izay tombony azon’ireo tamin’ny raharaham-barotra.+