Ohabolana 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Esory aminao ny vava fandainga,+ ary ataovy lavitra anao ny molotra mamitaka.+