Genesisy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo. 2 Samoela 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa tsy nipetraka tao anaty trano aho, hatramin’ny andro nitondrako ny zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta ka mandraka androany.+ Tao anaty tranolay+ foana no nisy ahy tamin’ireny nandehandeha+ ireny.
13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo.
6 Fa tsy nipetraka tao anaty trano aho, hatramin’ny andro nitondrako ny zanak’Israely niakatra avy tany Ejipta ka mandraka androany.+ Tao anaty tranolay+ foana no nisy ahy tamin’ireny nandehandeha+ ireny.