Genesisy 31:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananana rehetra voangony,+ eny, ny biby fiompy voangony tao Padana-arama, fa ho any amin’i Isaka rainy tany amin’ny tany Kanana, izy.+
18 Ary nentiny ny biby fiompiny rehetra sy ny fananana rehetra voangony,+ eny, ny biby fiompy voangony tao Padana-arama, fa ho any amin’i Isaka rainy tany amin’ny tany Kanana, izy.+