Ohabolana 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Anaka, aza manaiky raha mitady hitaona anao ny mpanota.+ Ohabolana 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa nahoana ianao, anaka, no ho safononoky ny fahafinaretana amin’ny vehivavy vahiny, na hamihina ny tratran’ny vehivavy hafa firenena?+ Ohabolana 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+
20 Fa nahoana ianao, anaka, no ho safononoky ny fahafinaretana amin’ny vehivavy vahiny, na hamihina ny tratran’ny vehivavy hafa firenena?+
6 Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza,+ ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany.+