Lioka 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary raha tsy asehonareo fa mendri-pitokisana ianareo amin’ny zavatr’olona,+ iza no hanome anareo izay anareo? 1 Korintianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha izany àry no izy, dia takina amin’ny mpanompo+ toy izany ny ho olona mendri-pitokisana.+
12 Ary raha tsy asehonareo fa mendri-pitokisana ianareo amin’ny zavatr’olona,+ iza no hanome anareo izay anareo?