Genesisy 41:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ary hoy ihany koa i Farao tamin’i Josefa: “Izaho no Farao, nefa tsy misy mahazo manao na inona na inona* eran’i Ejipta, raha tsy omenao alalana.”+ Genesisy 45:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy ho atỳ,+ fa Andriamanitra, mba hanendreny ahy ho rain’i+ Farao sy hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary hifehy an’i Ejipta manontolo.
44 Ary hoy ihany koa i Farao tamin’i Josefa: “Izaho no Farao, nefa tsy misy mahazo manao na inona na inona* eran’i Ejipta, raha tsy omenao alalana.”+
8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy ho atỳ,+ fa Andriamanitra, mba hanendreny ahy ho rain’i+ Farao sy hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary hifehy an’i Ejipta manontolo.