FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 42:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy ireo: “Roa ambin’ny folo mirahalahy+ ny mpanomponao. Ary zanaky ny lehilahy iray ihany+ any Kanana izahay. Any amin’ny rainay izao ny faralahy,+ fa ny iray kosa efa tsy eo intsony.”+

  • Genesisy 43:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary hoy ireo: “Nivantana mihitsy ange ny fanontanian-dralehilahy momba anay sy ny havanay e! Fa hoy izy: ‘Mbola velona ve ny rainareo?+ Manana rahalahy hafa koa ve ianareo?’ Dia nolazainay taminy araka izany.+ Ahoana moa no hanampoizanay fa hilaza izy hoe: ‘Ento midina atỳ ny rahalahinareo’?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara