Genesisy 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+ Genesisy 37:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa nojeren’ny rainy tsara ilay izy, ka niantsoantso izy hoe: “Ny akanjo lavan’ny zanako ity! Tena notafihin’ny bibidia masiaka i Josefa ka noviravirainy!”+
18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+
33 Koa nojeren’ny rainy tsara ilay izy, ka niantsoantso izy hoe: “Ny akanjo lavan’ny zanako ity! Tena notafihin’ny bibidia masiaka i Josefa ka noviravirainy!”+