Genesisy 42:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izao no hitsapana anareo: Raha mbola velona koa i Farao, dia tsy hivoaka eto ianareo raha tsy tonga eto ny zandrinareo faralahy.+ Genesisy 43:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nony nanopy ny masony i Josefa ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay zanaky ny reniny,+ dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Ary hoy koa izy: “Ho tsara fanahy aminao anie Andriamanitra,+ anaka!”
15 Koa izao no hitsapana anareo: Raha mbola velona koa i Farao, dia tsy hivoaka eto ianareo raha tsy tonga eto ny zandrinareo faralahy.+
29 Nony nanopy ny masony i Josefa ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay zanaky ny reniny,+ dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Ary hoy koa izy: “Ho tsara fanahy aminao anie Andriamanitra,+ anaka!”