Genesisy 42:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hoentinareo atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba ho hita fa azo itokisana ny teninareo, ka tsy ho faty ianareo.”+ Dia neken’izy ireo izany. Genesisy 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Joda taminy:+ “Efa nampitandrina anay mafy ralehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ny rahalahinareo.’+
20 Ary hoentinareo atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba ho hita fa azo itokisana ny teninareo, ka tsy ho faty ianareo.”+ Dia neken’izy ireo izany.
3 Fa hoy i Joda taminy:+ “Efa nampitandrina anay mafy ralehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ny rahalahinareo.’+