FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 47:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa hoy ireo: “Efa namonjy ny ainay ianao.+ Aoka izahay hahazo sitraka amin’ny tompoko, dia ho mpanompon’i Farao izahay.”+

  • Genesisy 50:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nikendry ny hanisy ratsy ahy ianareo, nefa araka izao hita androany izao, dia nikendry ny hanao soa avy amin’izany kosa Andriamanitra, mba hamonjena ain’olona maro.+

  • 1 Samoela 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+

      Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+

  • Salamo 33:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mba hanafahana azy ireo amin’ny fahafatesana,+

      Sy hitsimbinana ny ainy amin’ny fotoanan’ny mosary.+

  • Salamo 105:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nirahiny hialoha an’ireo ny lehilahy iray

      Namidy ho andevo, dia i Josefa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara