FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jakoba 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Niteraka antsika tamin’ny tenin’ny fahamarinana izy,+ satria izany no sitrapony,+ mba ho anisan’ny voaloham-bokatra+ amin’ny zavaboariny isika.

  • Apokalypsy 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izy ireo no tsy nandoto tena tamin’ny vehivavy,+ fa virjiny+ izy raha ny marina. Izy ireo no nanaraka foana ny Zanak’ondry na taiza na taiza nalehany.+ Novidina+ avy teo amin’ny olombelona izy ireo ho voaloham-bokatra+ ho an’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara