Eksodosy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny anjelin’ilay tena Andriamanitra, izany hoe ilay anjely+ nandeha teo alohan’ny tobin’ny Israely, dia lasa nankany aoriana. Niala tany alohan’izy ireo koa ny andry rahona, ka nankany aoriana.+
19 Ary ny anjelin’ilay tena Andriamanitra, izany hoe ilay anjely+ nandeha teo alohan’ny tobin’ny Israely, dia lasa nankany aoriana. Niala tany alohan’izy ireo koa ny andry rahona, ka nankany aoriana.+