Deoteronomia 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary manomboka anio dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona ambanin’ny lanitra rehetra izay handre momba anao. Dia hitebiteby izy ary hanaintaina toy ny mihetsi-jaza noho ny aminao.’+ Josoa 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+
25 Ary manomboka anio dia hataoko mihorohoro sy matahotra anao ny olona ambanin’ny lanitra rehetra izay handre momba anao. Dia hitebiteby izy ary hanaintaina toy ny mihetsi-jaza noho ny aminao.’+
9 ka niteny hoe: “Fantatro fa homen’i Jehovah anareo ity tany ity,+ ary matahotra anareo izahay,+ sady kivy noho ny aminareo ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity.+