Deoteronomia 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Horoahin’i Jehovah Andriamanitrao tsikelikely tsy ho eo anatrehanao+ ireny firenena ireny. Tsy mahazo mandringana azy haingana anefa ianao, sao hihamaro ny bibidia ka hamely anao.
22 “Horoahin’i Jehovah Andriamanitrao tsikelikely tsy ho eo anatrehanao+ ireny firenena ireny. Tsy mahazo mandringana azy haingana anefa ianao, sao hihamaro ny bibidia ka hamely anao.