Eksodosy 20:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nijanona teny lavidavitra teny foana ny olona, fa i Mosesy kosa nanatona ny rahona mainty matevina, izay nisy an’Andriamanitra.+ Nomery 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+
21 Ary nijanona teny lavidavitra teny foana ny olona, fa i Mosesy kosa nanatona ny rahona mainty matevina, izay nisy an’Andriamanitra.+
8 Iresahako mivantana izy,+ fa tsy amin’ny alalan’ny teny saro-pantarina,+ ary ny endrik’i Jehovah mihitsy no hitany.+ Koa nahoana ianareo no tsy natahotra ny hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko?”+