FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hebreo 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa fony nolazain’i Mosesy tamin’ny olona rehetra ny didy tsirairay araka ny Lalàna,+ dia nalainy ny ran’ny vantotr’ombilahy sy ny ran’osilahy mbamin’ny rano, ka volonondry mena midorehitra sy hysopa*+ no namafazany izany teo amin’ny boky sy ny vahoaka rehetra,

  • Hebreo 12:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara