Genesisy 31:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Taorian’izany, dia nanao sorona teo amin’ilay tendrombohitra i Jakoba, ary nanasa an’ireo rahalahiny hisakafo.+ Koa nisakafo izy ireo, ary natory teo amin’ilay tendrombohitra. Eksodosy 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia naka* fanatitra dorana sy sorona ho an’Andriamanitra+ i Jetro, rafozan’i Mosesy. Ary tonga mba hiara-misakafo aminy teo anatrehan’Andriamanitra,* i Arona sy ny anti-panahy rehetran’ny Israely.+ 1 Korintianina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+
54 Taorian’izany, dia nanao sorona teo amin’ilay tendrombohitra i Jakoba, ary nanasa an’ireo rahalahiny hisakafo.+ Koa nisakafo izy ireo, ary natory teo amin’ilay tendrombohitra.
12 Dia naka* fanatitra dorana sy sorona ho an’Andriamanitra+ i Jetro, rafozan’i Mosesy. Ary tonga mba hiara-misakafo aminy teo anatrehan’Andriamanitra,* i Arona sy ny anti-panahy rehetran’ny Israely.+
18 Jereo ny Israely araka ny nofo:+ Tsy miara-mahazo anjara amin’ny alitara ve izay mihinana ny sorona?+