Eksodosy 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nitsara ny olona ireo, rehefa nilaina. Ny raharaha sarotra no nentiny tany amin’i Mosesy,+ fa ny raharaha madinika rehetra kosa notsarainy ihany.
26 Ary nitsara ny olona ireo, rehefa nilaina. Ny raharaha sarotra no nentiny tany amin’i Mosesy,+ fa ny raharaha madinika rehetra kosa notsarainy ihany.