FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary raha vao niteny tamin’ny vahoaka manontolo i Arona, eny, tamin’ny zanak’Israely, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+

  • Levitikosy 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Nivoaka izy roa lahy avy eo, ka nitso-drano ny vahoaka.+

      Koa niseho tamin’ny olona rehetra ny voninahitr’i Jehovah,+

  • Nomery 16:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Koa niangona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka. Dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, ka hitany fa nanarona azy io ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+

  • Ezekiela 1:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nahita zavatra hoatran’ny avana+ aho, dia avana miseho eny amin’ny rahona rehefa mirotsaka ny orana. Sahala amin’izany no fahitana an’ilay namirapiratra nanodidina azy. Hoatran’ny voninahitr’i Jehovah+ no fahitana an’ilay izy. Raha vao nahita izany aho, dia niankohoka+ ary nandre feon’olona niteny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara