-
Ezekiela 1:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia hitako fa nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly nanjelatra*+ sy hoatran’ny afo, nanodidina azy sy avy eo aminy,+ nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho miakatra. Fa nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho midina kosa, dia zavatra toy ny afo no hitako. Ary namirapiratra ny manodidina azy.
-