Genesisy 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Eny, noroahiny ny olona. Ary napetrany teo amin’ny ilany atsinanan’ny zaridainan’i Edena+ ireo kerobima+ sy ny lelan-tsabatra izay sady mirehitra no mihodinkodina, mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.
24 Eny, noroahiny ny olona. Ary napetrany teo amin’ny ilany atsinanan’ny zaridainan’i Edena+ ireo kerobima+ sy ny lelan-tsabatra izay sady mirehitra no mihodinkodina, mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.