Eksodosy 37:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nisy voninkazony efatra miendrika vonin’amandie koa teo amin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro, niaraka tamin’ny bokony sy ny felany nifanelanelana.+
20 Nisy voninkazony efatra miendrika vonin’amandie koa teo amin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro, niaraka tamin’ny bokony sy ny felany nifanelanelana.+