Nomery 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izao no fomba nanamboarana ny fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io, manomboka any amin’ny tongony ka hatrany amin’ireo felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.
4 Izao no fomba nanamboarana ny fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io, manomboka any amin’ny tongony ka hatrany amin’ireo felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.