FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 39:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Araka izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy, no nanaovan’ny zanak’Israely ny fanompoana rehetra.+

  • Nomery 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izao no fomba nanamboarana ny fitoeran-jiro: Volamena notefena tamin’ny marotoa izy io, manomboka any amin’ny tongony ka hatrany amin’ireo felany.+ Araka ny fahitana+ nasehon’i Jehovah an’i Mosesy no nanaovany ny fitoeran-jiro.

  • Asan’ny Apostoly 7:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Teo amin’ny razantsika tany an-tany efitra ny tranolain’ny vavolombelona, araka ny didin’Andriamanitra tamin’izy niteny tamin’i Mosesy mba hanao tranolay araka ny modely hitany.+

  • Hebreo 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ireo olona ireo anefa dia manao fanompoana masina izay tandindona+ fotsiny sady aloky+ ny zavatra any an-danitra, araka ny nandidian’Andriamanitra+ an’i Mosesy, fony izy hanamboatra ilay tranolay.+ Hoy mantsy Andriamanitra: “Tandremo mba ho araka ny modely naseho anao tatỳ an-tendrombohitra no hanaovanao ny zava-drehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara