25 Izy ireo no hitondra ny lamban’ny+ tranolay, sy ny tranolay fihaonana,+ sy ny rakotra,+ sy ilay rakotra vita amin’ny hoditra faoky+ izay eo amboniny, sy ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana amin’ny tranolay fihaonana,
17Ary raha vao tafapetraka tao an-dapany i Davida,+ dia hoy izy tamin’i Natana+ mpaminany: “Jereo fa izaho mipetraka amin’ny trano sedera,+ nefa ny Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah mipetraka anaty tranolay!”+