Eksodosy 40:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana teo ivelan’ny ridao ny latabatra,+ teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay. Eksodosy 40:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana teo anoloan’ilay ridao ny alitara volamena,+ Hebreo 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.
22 Ary napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana teo ivelan’ny ridao ny latabatra,+ teo amin’ny lafiny avaratra amin’ny tranolay.
2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.