29 Ary napetrany teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay, izany hoe ny tranolay fihaonana, ny alitaran’ny+ fanatitra dorana, mba hanolorany ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha eo ambonin’ilay alitara, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.