25 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ny fanatitra noho ny ota, ka hahosony eo amin’ireo tandroky+ ny alitaran’ny fanatitra dorana. Dia hararany eo am-pototr’io alitara io ny ambin-dra.
28 Ary nisy nilaza izany tamin’i Joaba.+ Niandany tamin’i Adonia mantsy i Joaba,+ na dia tsy niandany tamin’i Absaloma aza.+ Dia nandositra tao amin’ny tranolain’i+ Jehovah i Joaba, ka nohazoniny mafy ny tandroky ny alitara.+