Eksodosy 38:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary varahina daholo ny fantsika be fanenjanan-day ho an’ny tranolay sy ho an’ny tokotany manodidina.+ Nomery 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary ny andraikitry ny taranak’i Merary dia ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ sy ny faladia itsatohany sy ny fitaovany rehetra,+ dia ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.+
20 Ary varahina daholo ny fantsika be fanenjanan-day ho an’ny tranolay sy ho an’ny tokotany manodidina.+
36 Ary ny andraikitry ny taranak’i Merary dia ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ sy ny faladia itsatohany sy ny fitaovany rehetra,+ dia ny zava-drehetra mifandray amin’izany fanompoana izany.+