Eksodosy 39:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 ny fitoeran-jiro+ vita tamin’ny volamena tsy misy fangarony, mbamin’ny jirony milahatra+ sy ny fitaovany rehetra+ ary ny menaky ny jiro;+ Levitikosy 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+
37 ny fitoeran-jiro+ vita tamin’ny volamena tsy misy fangarony, mbamin’ny jirony milahatra+ sy ny fitaovany rehetra+ ary ny menaky ny jiro;+
2 “Ilazao ny zanak’Israely mba hitondra menaka oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro.+ Amin’izay, dia hirehitra foana ny jiro.+