Eksodosy 39:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 fehikibo lamba+ izay notenomina tamin’ny kofehy rongony miolana tsara sy kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena ary kofehy mena midorehitra, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Levitikosy 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy. Isaia 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fehikibo eo amin’ny andilany ny fahamarinana,+ ary fehikibo anaovany koa ny tsy fivadihana.+
29 fehikibo lamba+ izay notenomina tamin’ny kofehy rongony miolana tsara sy kofehy manga sy volonondry volomparasy somary mena ary kofehy mena midorehitra, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Nampanaoviny azy koa ny fehikibon’ny+ efoda, ka io no nangejany ny efoda hipetaka tsara taminy.