FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ento i Arona sy ny zanany lahy+ sy ny fitafian’izy ireo+ sy ny menaka masina fanosorana+ sy ny omby atao fanatitra noho ny ota+ sy ny ondrilahy roa ary ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay.+

  • Levitikosy 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy izy tamin’i Arona: “Makà zanak’omby ho fanatitra noho ny ota,+ sy ondrilahy ho fanatitra dorana,+ izay samy tsy misy kilema, ka atolory eo anatrehan’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Moa ve ianareo tsy efa nandroaka ny taranak’i Arona izay mpisoron’i Jehovah,+ mbamin’ny Levita, ka nanendry mpisorona ho anareo, tahaka ny fanaon’ny firenen-kafa?+ Ary izay tonga nanolotra vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy fito mba hahazo ny fahefan’ny mpisorona, dia lasa mpisoron’izay tsy andriamanitra+ akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara