Eksodosy 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Manaova koa lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara. Eksodosy 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Farany, dia nataony teo amin’ny toerany ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana amin’ny tranolay. Levitikosy 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary vorio+ eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo.”+
36 Manaova koa lamba fanakonana+ ho an’ny fidirana amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy somary mena, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.