Levitikosy 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nampanatonin’i Mosesy i Arona sy ny zanany lahy ka nosasany+ tamin’ny rano.+ Hebreo 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+ Hebreo 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+
26 Ary mpisoronabe toy izany no mety amintsika,+ eny, mpisoronabe tsy mivadika,+ tso-po,+ tsy misy loto,+ tafasaraka amin’ny mpanota,+ ary nanjary avo noho ny lanitra.+
22 aoka isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo mahitsy sy fatokisana tanteraka avy amin’ny finoana, satria efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana ratsy ny fontsika,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+