Levitikosy 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny tsinainy+ sy ny ranjony kosa hosasana amin’ny rano. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara ilay biby manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+ Levitikosy 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nosasany ny tsinain’ilay fanatitra sy ny ranjony ka nodorany teo ambony fanatitra dorana, mba hidona-tsetroka teo ambony alitara.+
9 Fa ny tsinainy+ sy ny ranjony kosa hosasana amin’ny rano. Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara ilay biby manontolo mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany, fanatitra atao anaty afo ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
14 Ary nosasany ny tsinain’ilay fanatitra sy ny ranjony ka nodorany teo ambony fanatitra dorana, mba hidona-tsetroka teo ambony alitara.+