Levitikosy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ny ra kosa hafafin’ny mpisorona eo ambony alitaran’i+ Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Dia hodorany ny tavin-kena+ mba hidona-tsetroka, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+
6 Fa ny ra kosa hafafin’ny mpisorona eo ambony alitaran’i+ Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Dia hodorany ny tavin-kena+ mba hidona-tsetroka, ho hanitra mampitony an’i Jehovah.+