Levitikosy 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia novonoin’i Mosesy ilay ondry, ary nafafiny teo amin’ireo lafin’ny alitara ny ra.+ Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+
22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+