FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah ny tavin’ilay sorona iombonana.+ Fa ny rambony matavy+ kosa hesoriny manontolo, manomboka eo amin’ny taolan-damosin’ilay ondry. Hesoriny koa ny taviny manarona ny tsinainy, eny, ny taviny rehetra eo amin’ny tsinainy,+

  • Levitikosy 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Raha ny tavin’ilay fanatitra kosa,+ dia ireto avy no hatolotra: Ny rambony matavy, sy ny taviny manarona ny tsinainy,

  • Levitikosy 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa ny tavin’ilay+ omby, sy ny rambo matavin’ilay+ ondrilahy, sy ny tavy manarona ny tsinay sy ny voa ary ny tavy eo amin’ny aty kosa

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara