Levitikosy 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nampanatoniny ilay ondrilahy faharoa, izay atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany.+ Ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.
22 Dia nampanatoniny ilay ondrilahy faharoa, izay atao sorona mba hametrahana mpisorona eo amin’ny toerany.+ Ary nametraka ny tanany teo amin’ny lohan’ilay ondry i Arona sy ny zanany lahy.