-
1 Samoela 2:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Ny ankohonan’ny razambenao koa no nofidina ho ahy teo amin’ny foko rehetran’ny Israely,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona sy hiakatra eo amin’ny alitarako+ ka hampiakatra ny setroky ny sorona, ary koa hanao efoda eo anatrehako, mba hanomezako azy ny fanatitra rehetra atao anaty afo izay atolotry ny zanak’Israely.+
-