FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 94:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ilay nanao ny sofina indray ve no tsy handre?+

      Ary Ilay namorona ny maso ve tsy hahita?+

  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+ ataovy lalodalovana ny sofiny,+ ary ataovy miraikitra ny masony, mba tsy hahitan’ny masony, na handrenesan’ny sofiny, na hahalalan’ny fony, na hiverenany ka hahazoany fanasitranana.”+

  • Lioka 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa noho ny tsy ninoanao ny teniko izay ho tanteraka amin’ny fotoana voatondro, dia ho moana+ ianao ka tsy ho afa-miteny mandra-pahatanterak’izany.”

  • Asan’ny Apostoly 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa hamely anao ny tanan’i Jehovah ka ho jamba ianao, ary hisy fe-potoana tsy hahitanao ny hazavan’ny masoandro.” Teo no ho eo ihany, dia nisy zavona matevina sy haizina nanarona azy ka nihodinkodina nitady olona hitantana azy izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara