FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary ny tratra izay atao fanatitra ahetsiketsika+ sy ny fe atao anjara masina, dia alaiko avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny zanak’Israely, ka homeko an’i Arona mpisorona sy ny zanany lahy: Ho fitsipika mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Levitikosy 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hohaninareo ny tratra atao fanatitra ahetsiketsika+ sy ny fe atao anjara masina.+ Ianao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy+ no hihinana izany ao amin’ny toerana madio. Efa nomena ho anjaranao sy ny zanakao mantsy izany, avy amin’ny sorona iombonana aterin’ny zanak’Israely.

  • Nomery 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 ka mihinana ny mofo avy amin’ny vokatr’ilay tany,+ dia tokony hanao fanomezana ho an’i Jehovah.

  • Nomery 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa efa nomeko ho lovan’ny Levita ny ampahafolon-karena homen’ny zanak’Israely ho fanomezana ho an’i Jehovah. Izany no nilazako taminy hoe: ‘Tsy hahazo lova eo amin’ny zanak’Israely izy ireo.’”+

  • Deoteronomia 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Izao no zon’ny mpisorona ka tokony homen’ny vahoaka azy foana, rehefa mamono biby hatao sorona, na omby na ondry: Homena azy ny soroka sy ny valanorano ary ny vavony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara