Levitikosy 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hohaninareo ao amin’ny toerana masina izany,+ satria anjaranao sy ny zanakao lahy avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, fa izany no nandidiana ahy.
13 Hohaninareo ao amin’ny toerana masina izany,+ satria anjaranao sy ny zanakao lahy avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, fa izany no nandidiana ahy.