Levitikosy 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana,+ na ny vahiny miara-mipetraka amin’ny mpisorona, na ny mpikarama. Nomery 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tendreo hanao ny asa fisoronana i Arona sy ny zanany.+ Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona ny toerana masina.”+ Matio 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ary nihinana ny mofo atolotra+ izy ireo. Tsy nahazo+ nihinana izany anefa izy na izay niaraka taminy, fa ny mpisorona ihany no nahazo nihinana.+
10 “‘Tsy mahazo mihinana zava-masina ny olona tsy nahazo alalana,+ na ny vahiny miara-mipetraka amin’ny mpisorona, na ny mpikarama.
10 Ary tendreo hanao ny asa fisoronana i Arona sy ny zanany.+ Hovonoina ho faty izay olon-kafa manatona ny toerana masina.”+
4 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ary nihinana ny mofo atolotra+ izy ireo. Tsy nahazo+ nihinana izany anefa izy na izay niaraka taminy, fa ny mpisorona ihany no nahazo nihinana.+