Levitikosy 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro,+ mandra-pahatapitry ny andro ametrahana anareo eo amin’ny toeranareo, satria hila fito andro ny fanomezana fahefana*+ anareo ho mpisorona.
33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro,+ mandra-pahatapitry ny andro ametrahana anareo eo amin’ny toeranareo, satria hila fito andro ny fanomezana fahefana*+ anareo ho mpisorona.